<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><author>Faly Henintsoa RAFIDIMANANA</author>
<title>HIRA FISAORANA ASAFA5</title>
<lyrics>[V1]
 Hira fisaorana no atao
 Ho Anao Andriamanitra ô !
 Atokanay 'zao fotoana izao
 Ho Anao Andriamanitra ô !
 Aoka àry ny herinao no hanjaka
 Amin'izay rehetra atao
 Mba hamantaran'ny olona
 Fa masina tokoa Ianao
 Mba hamantaran'ny olona
 Fa masina tokoa Ianao
 Asandrato ny fiderana
 Hoby sy ny fankalazana
 Fa Jehovah Andriamanitsika
 No Tompon'ny hery sy fahefana</lyrics>
<hymn_number>5</hymn_number>
</song>